Fanahy Masina ao amin' ny jodaisma

Ny Fanahy Masina dia inoana ao amin' ny jodaisma ho toetra sy herin' Andriamanitra ary fiantraikan' izany hery izany amin' izao tontolo izao na amin' ny zavaboary amin' ny toejavatra voafaritra. Atao hoe רוח הקודש‎ / ruakh ha-kodesh ny Fanahy Masina amin' ny teny hebreo.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search